Tags: Mpangalatra

Lasibatry ny mpangalatra ny moto entina miangona sy ny entana tsara tarehy ao anatin’ny fiaran’ireo mpiangona. Talohan’izao nahatratrarana azy ireo izao dia samy efa voarohirohy sy voasambotry ny polisy eto Sambava amin’izao heloka izao avokoa na ilay tovolahy mpangalatra moto na ilay zaza kely 11taona mpangalatra “autoradio” anaty fiaran’olona. Efa nigadra noho ny halatra toy…

Ankasina : Mpangalatra nitsoraka tany anaty rano, hita faty omaly

Namoizany ny ain-dehibe ny nitsambikinany tany anaty rano. Natahotra ny fitsaram-bahoaka izy Ny alin’ny alarobia teo, nisy lehilahy iray nangalatra teny amin’ny faritra Ankasina tsy lavitra ny 67 Ha. Henon’ny olona tsara ary nisy nahita ny fihetsiny ka raikitra ny antso vonjy , ny akora lava narahina fanenjehana azy io. Efa maizina ny andro tamin’izay.…

Noraisim-potsiny izy roa lahy mpangalatra solika tao Betafo ny faramparan’ny taona lasa teo. Ela nitoratorahana hoy ny filaza raha izy roa lahy ireto. Fantatra mantsy fa efa fanaony ny mangalatra solika amin’ireny fiara lehibe miantsona eny amin’ny sisin-dalana ireny, na ihany koa amin’ireo fiara lehibe tra-pahavoazana ka tsy afa mihetsika. Ataon’ireto jiolahim-boto kely ireto jifa…