Tags: mpiasan’ny JIRAMA

Lehilahy telo no niditra tao amin’ity tokan-trano iray ny alatsinainy maraina teo tao amin’ny fokontany Behenjy akaikin’ny volvo. Nandondona tahak’ireny mpanatitra faktiora sy mpijery kaontera ireny izy telo lahy, ny nahavariana anefa dia nitsofoka nankany amin’ny efitrano tsirairay izy telo lahy ary nanaramaso ny fandehan’ny fil isaky ny efitrano, teo am-pitetezana ny efitra anefa dia…