Tags: Mpivady voaendaka

Tsy nirehitra ny jiro teny amin’ny lalana fa tapaka. Nanararaotra ny haizina ireo mpanendaka Mpivady roa handeha hamonjy fodiana no voaendaka teo amin’ny amban’ny daba fanariam-pako, tao amin’ny Rasalama,  ny talata alina tokony ho tamin’ny 9 ora . Vantany vao niala tamin’ny taksy nitondra azy izy roa kely dia nisy lehilahy iray nanatona avy hatrany.…