Tao anatin’ny roa volana, indroa no nisy fanafihana mitam-piadiana tany an-toerana Dahalo 7 mitondra fitaovam-piadiana no nanafika ny mpizaha tany tao amin’ny Montagne d’Ambre ny sabotsy tokony tamin’ny 1 ora sy sasany. Nisaron-tava avokoa ireo mpanafika ireo, araka ny tantarain’ireo « guide » nitondra azy ireo. Lasa ny vola, ny téléphone, ny ordinateur, portable, passeport. Misy andiany…