Tags: nalana devoly

Gaga ny iray fiangonana. Tsy hay izay nahazo an’ity rangahy iray 32 taona nalana devoly tamina fiangonana zandriny iray tany Toliara ny asabotsy teo. Nizihitra be ny tenany ary latsaka hatramin’ny malotony, izay nihosina tanteraka taminy. Araka ny loharanom-baovao voaray dia nijoro ho vavolombelona tamin’ireo mpino tao amin’ity fiangonana sekta iray ity izy, fa mpisotro…