Tags: nalevina mitsangana

Fifanolanana vokatry ny disadisam-piaraha-monina no niteraka vonoan’olona. Mpiray tanàna ary mbola mpihavana, araka ny filazan’ny mpiray tanàna. Niainga tamin’ny loharanom-baovao azo tany an-toerana no nahafantarana fa nalain’ny andanininy  ny ombin’ny ankilany. Omby miisa 17 ireto nangalarina ireto. Rehefa natao ny fikarohana dia tratra ireo omby. Mba tsy hahasarotra ny raharaha dia niangavy ny tompon’omby mba…