Tags: nanafika grossiste

Fanafihana maromaro no niseho teny an-toerana omaly hariva araka ny vaovao re teny an-toerana. Dimy raha ny resaka fantatra. Nirefotra ny basy. Omaly hariva tamin’ny 7 ora tany ho any, mpivarotra ambongadiny iray no notafihan’ny jiolahy tao ambadiky ny tsena Ambohimanarina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa dimy ireto mpandroba ireto ary samy nitondra basy avokoa.…