Tags: nanendaka

Ny alakamisy maraina tokony ho tany amin’ny 2 ora tany ho any, handeha hody avy niasa ny olona telo mianaka, lehilahy lehibe iray ary vehivavy roa, no nifanehatra tamina andiana mpanendaka. Voalazan’ny vaovao fa miisa hatrany amin’ny 20 any ireo olon-dratsy. Teo amin’ny parking no niseho ity asan-jiolahy ity. Tamin’ny tsy nampoizin’ireto olona ireto mihitsy…