Tags: narary

Sambany no nisy toe-javatra sahala izao niseho teny ambavahandin’ny hôpitaly. Maro ireo olona hita faty an-dàlana, matin’ny fahantrana, hoy ny maro mpilaza Lehilahy iray no hita faty teo ambavahadin’ny “morgue” teny amin’ny HJRA, omaly maraina. Mifamahofaho be ihany ny vaovao voaray mikasika ity fahafatesana ity. Teo anivon’ny hôpitaly no nahalalana fa efa nandeha tao amin’ny…

# – Andohalo. Vehivavy narary an-dalana. Omaly dia naharay antso ny mpamonjy voina avy etsy Tsaralalàna fa misy vehivavy lehibe iray marary eny amin’ny sisin-dalana teny Andohalo. Rehefa tonga moa ny mpamonjy voina dia naterina avy hatrany tany amin’ny hoptaly ity olona ity. # – Tsaralalàna. Fiara nirehitra. Nisy fiara iray nirehitra omaly tetsy Tsaralalàna…