Tags: natao takalonaina

Tsy mbola misy fandriampahalemana vanona amin’iny tapany Atsimo Andrefan’ny Nosy iny hatramin’izao, fa mbola mampihorohoro ny mponina sy mandravarava ny fananany hatrany ny malaso. Ny zoma 17 janoary teo, tao amin’ny fokontany Amasimady dia omby  200 no nangalarin’ny dahalo. Raha vao niditra ny tanàna ireo olon-dratsy dia nanao tifitra variraraka avy hatrany handemena ny sain’ny…