Tags: natsangana

Mafy ny te-hanan-janaka. Tsy niteraka ireto mpivady monina ao Toliara ka ny zaza natsangan’izy ireo notezaina toy ny zanaka nandritra ny 10 taona tao an-trano ihany no lasa vadikelin-drangahy, satria ramatoa vadiny marary tsy afa-mihetsika eo am-pandriana vokatry ny aretina fahatapahan’ny lalan-dra. Kamboty ity tovovavy ity ka nitsetra azy ireto mpivady. Noraisina toy ny zanaka…