Tags: nidaroka mpamily

Daroka sy vono no nahazo ilay lehilahy nitondra moto nidaroka mpamily iray teo Ambatomitsangana, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tokony ho tamin’ny valo ora alina, ny harivan’ny zoma  teo, lehilahy iray nitondra moto no nodomina fiara R11  avy ao aoriana. Nianjera nitrotrongy ilay lehilahy ary nisy fahapotehany ny moto nentiny. Nentim-po loatra ranamana ka nony tafarina, avy…