Tags: nifanindrona antsy

Resaka sipa ary samy tsy te-ho gisitra ! Lehilahy roa no nifamono nifanindrona antsy ny asabotsy teo, tao Andranomena Toliara, akaikin’ny tsenan’omby. Vokany, samy naratra, fa ny iray no hita tena voa mafy, ka tsy maintsy nentina haingana notsaboina. Araka ny angom-baovao dia tovovavy tsy dia manao ahoana loatra no nampifandramatra azy roa lahy ireto. Tsy…