Tags: nifatotra tongotra

Anosibe, nanodidina ny tamin’ny 11 ora sy sasany teo. Vehivavy iray tokony  ho 43 taona no natsingevan’ny rano, tao anaty lakandrano iray, tsy dia lavitra loatra ny toeram-ponenany, teny an-toerana. Nisomaritaka ireo fokonolona nahita ity tranga mahatsiravina ity ary nampilaza avy hatrany ny tompon’andraikitra sy ny mpitandro ny filaminana. Raha ny fanazavana azo dia olona…