Tags: Ninie Donia

Niverina fanintelony teny amin’ny Consulat frantsay etsy Antsahavola indray i Ninie Donia omaly. Ny tompon’andraikitra voalohany tao an-toerana mihitsy no nivoaka ary nanazava taminy fa tokony hivoaka izy satria amin’ny lalàna dia efa toy ny manitsaka ny tany frantsay raha manitsaka ny biraon’ny consulat etsy Antsahavola, ary efa azo enjehina amin’ny lalàna mifanandrify amin’izany ihany…

Dans un communiqué remis à la presse, le consulat général de France tient à apporter les précisions suivantes. Le consulat général de France a pris connaissance avec consternation des allégations totalement mensongères rapportées par la presse concernant Mme Eliane Bezara – dite Ninie Doniah -, qui se dit avoir été victime d’un traitement brutal lors…

Tsy nijanona tamin’ny fisamborana sy famotsorana azy afak’omaly akory ny momba an’ilay artista malaza Ninie Donia. Omaly dia niverina teo anoloan’ny biraon’ny Consulat indray ny tenany, tetsy Antsahavola, ary nanohy nampiseho ny tsy fifaliany. Saingy nentiny tamin’ny maha-mpanakanto azy izany tamin’ity andro faharoa ity : hira masina no noventesiny ary sora-baventy no nolanjainy. Tsy naharitra…

Niakatra ny feo tetsy amin’ny « Consulat de France » omaly. Izany dia rehefa tsy nahazo ny « visa » izay ahafahany mandeha any frantsa ny artista malaza Ninie Donia. Tokony hamonjy ny zanany izay marary any ivelany izy no io semban-drahona tampoka io rehefa tsy nahazo visa. Niaka-peo vokatr’izany ary nanomboka teo dia efa niala avy any ny…