Tags: Nirefodrefotra ny basy

Tao amin’ny fokontany Morafeno ny zoma alina teo no nanafihan’ireto jiolahy maromaro tao amin’ity tokan-trano iray .Nanao  befiavy  ireto olon-dratsy ka ny tifi-danitra no nampihorohoroany ny  tao an-tanàna.Tsy nisy nahahetsika ny tao an-trano raha vao naheno ity feom-basy, avy hatrany dia niditra tao amin’ilay trano ireto mpanafika ka niteny no sady nitrerona hoe avoahy ny vola…