Tags: nisotro asidra

Tsy nahatohitra ny onjam-pianina mianjady aminy sy fianakaviany ity lehilahy iray ka ny zavatra hitany fa mety dia ny mamonotena. Teny Antohomadinika no niseho ity zavatra ity ny alin’ny talata lasa eo. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa nisotro asidra izy. Tsy nahafaty azy anefa izany fa rehefa novonjena nentina tany amin’ny hopitaly izay dia…

# – Lehilahy iray no nisotro asidra rehefa tsy nahazaka ny fiainana mafy. Raha ny fantatra dia nisy olana tany amin’ny toeram-piasany ity olona iray ka tsy tantiny izany. Namoifo vokatr’izany izy koa dia tapakevitra fa hisotra asidra. Voa mafy izy ary heverina fa maro ny taova simba rehefa nandalovan’ny asidra. Amin’izao fotoana izao, tsaboina …