Tags: Nisy nanafika

Dahalo valolahy nirongo basy mahery vaika nanao be fiavy no nanafika mpivady amin’ny magazain’i TIKO tany Ambatofinandrahana, ny misasak’alin’ny 16 janoary lasa teo. Vao tonga tao an-trano ireto malaso tonga dia nitifitra. Raim-pianakavina iray no naratra vokatr’izany ary mbola tavela teny amin’ny tànany ny bala ka tsy maintsy nodidiana tany amin’ny hopitaly izy. Lasan’ireo olon-dratsy…