Tags: niteraka zaza hafahafa

Tao amin’ny kaominina Andranovelona, distrikan’Ambatolampy, no nisehoan’ity tranga hafahaha ity. Ramatoa iray manam-bady ara-dalàna no niteraka zaza sampona tamin’ny tapaky ny volana desambra  2013 lasa teo , marihina fa tsy nanatona toeram-piterahana izy ity fa tao an-tranony ihany no niteraka. Hataraina ny an’ny fianakaviana nampiteraka azy raha vao nahita ilay zaza. Miendrika toy ny lohan’alika mantsy…