Tags: Nitsoaka

Lozam-pifamoivozana niseho ny asabotsy alina teo tetsy Ifarihy RN60 PK02+800, fiara tsy fantatra no nandona ity ramatoa dia lasa nandositra , tsy tena nisy nahita marina ny zava-nitranga , ny andro rahateo koa efa somary hariva ihany ,satria efa nanodidina ny tany amin’ny sivy ora alina tany ho any.Ny nanaitra ny olona  dia ny nahita…

Tratra teo am-pamatrarana hazo sarobidy tao anaty sambo lehibe iray ireo olona tao anaty sambo kely roa. Tany Sandravinany, any amin’ny faritra Atsimo-atsinanana no nitrangan’izany ny talata teo. Henon’ny mpitandro ny filaminana ny momba ity raharaha ity ka tonga izy ireo nanamarina, niaraka tamin’ny tompon’andraikitry ny faritra. Inona tokoa fa tena nitombina ny ahiahy. Saingy…