Tags: nogiazana

Milanja 60 taonina ireo vatosoa izay raha ny filazan’ny mpitandro ny filaminana dia tsy ara-dalàna ny taratasy mahasika azy ireo. Avy any Ambatofinandrahana ary saika hotaterina aty an-drenivohitra no sarona teo amin’ny lalam-pirenena fahafito ny kamiao nitondra azy. Raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana hatrany dia ministra teo aloha sy mpikamban’ny Cst…