Tags: notafihan’ny jiolahy

Nisehoana fanafihan-jiolahy tao an-tanànan’Antsampanimahazo Antsirabe II amin’ny lalam-pirenena fahafito iny  ny alahady 12 janoary teo. Jiolahy 12 lahy mirongo fitaovam-piadiana no tonga nanafika toeram-pivarotana iray. Ankeviny efa fantatr’ireo jiolahy ihany ny fisian’ny vola tao amin’ity toerana ity. Araka ny fantatra mantsy dia vola maty nandritra ny faran’ny herinandro teo no najifan’ireo jiolahy. Andro tsy fisokafan’ny…

Ny alin’ny alahady teo, notafihana andian-jiolahy ny trano iray teny Ambodin’Isotry. Misy rihana ilay trano. Voalaza fa nirongo basy ireo mpanafika ary efatra ny isany. Nopotehany ny varavarana tany ambany rihana ary niditra avy hatrany izy ireo. Ny loharanom-baovao no nahalalàna fa ao ambany rihana ny ramatoa lehibe iray no matory. Niditra tao ireo jiolahy.…

# – ITAOSY. Orinasa notafihan’ny jiolahy mitam-basy. Afak’omaly alina dia nidirana andian-jiolahy mirongo basy an-keriny tao amina orinasa iray teny Itaosy. Rehefa tafiditra ry zalahy dia nofatorany ny mpiambina ary noteren’izy ireo hovakiana ny vata fitehirian-javatra tao anaty birao, izay noheverin’ireo olon-dratsy fa misy ny vola. Tsy nety nisokatra anefa izany ka niala maina ireo…