Tags: notetezin’ny fiara

Omaly alina tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany, olona iray eo amin’ny 50 taona eo no nodomina fiara iray avy any aoriana, tetsy Ankorondrano manoloana ny biraon’ny fokontany. Naratra mafy tokoa ilay olona ary voalazan’ireo izay nahita fa ahiana ny momba azy. Tamin’io ora voalaza io, notrongisin’ny fiara “fourgonnette”  miloko fotsy ilay nitondra moto.…