Tags: Novonoiny

Efa ho iray voalana no tsy hitan’ny olona ilay ramatoa. Rehefa fantatra ny zava nisy, novonoin’ny olona ilay lehilahy Iray volana lasa izay no niseho ny famonoana olona mahatsiravina niseho tany Toamasina. Hatramin’izao, tsy fantatra marina ny tena antony namonoan’ny vadiny azy. Ny vaovao voaray no nahalalana fa novonoin-drangahy ny vadiny. Rehefa maty dida notetehany…