Tags: Olona mitondra Kalach

Mihorohoro ny mponina eny amin’ny manodidina ny tananan’i Tsarafaritra Tsimbazaza amin’izao fotoana izao. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa manomboka  amin’ny 11 ora alina ka hatramin’ny 1 ora marina no mivezivezy eny ireo olona ireo. Tsy basy Klach fotsiny no eny aminy fa mitondra sabatra sy antsy lava lela izy ireo. Izay sendra azy, hoy ihany…