Tags: Olona nosamborina

Magro : Olona roa nosamborina

Misy mpanakorontana ve ao amin’ny Magro sa ny olona no leo rehefa tsy nahomby ny ezaka natao hatramin’izay? Vao lasa ny Dokotera Jean Louis Robinson ny tolakandron’ny alaboria teo dia raikitra ny sahotaka kely tao amin’ny Magro. Ny antony dia noho ny fisian’ny “mpanakorontana” izay tafiditra tao anatiny ka niteraka ny fidirana an-tsehatry ny mpitandro…