Tags: OMC

Efa ho folo andro mahery  teo izay no nahavaky ny karierana-vatosoa tao amin’ny kaomina Mangarano Atsirabe II. Ao amin’ny fokontany Anivosaha no misy ity toerana ity, ankehitriny efa tsy tambo isaina intsony ireo olona tonga mitrandraka vatosoa ao amin’ity faritra ity. Tsy azo afenina ny zava-nitranga tao Ilakaka sy ireo toerana ahitana vatosoa sarobidy, fa…

Les récents évènements qui ont secoué la Cité des fleurs focalisent toujours l’attention de bon nombre d’observateurs. Les membres de l’Organisme Mixte de Conception Nationale ou OMC NAT n’échappent pas à la règle. Ils se sont ainsi concertés, hier. Et ce, à la suite des derniers troubles de l’ordre public et en prévision des évènements…

Afak’omaly alakamisy rehefa avy nandalo teny amin’ny fitsarana dia naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Toliara ny sefo fokontanin’i Marofify any amin’ny distrikan’i Toliara II. Nanakorontana nandritra ny andron’ny fifidianana ity filohan’ny fokontany ity. Nohidiny ny biraom-pifidianana ka raha tsy tonga ny mpitandro filaminan’ny OMC avy any Toliara  tsy nisy ny fifidianana vanona tany. Efa…