Tags: poizim-boalavo sy fanafody

Hatairana ny an’ny ray aman-drenin’ity zaza vavikely vao herintaona sy efabolana nahita azy narary tampoka, tamin’ny sabotsy alina teo teny Ambohimanarina. Novonjena nentina teny amin’ny hopitaly haingana. Rehefa nandray azy ny mpitsabo ka nijery ny fahavoazany dia nahita fa nahatelina poizim-boalavo sy fanafody hafa “gélule” ilay izy. Ny nahamaika dia ny nitsabo azy ary efa…