Tags: Radio HAJA

Radio HAJA Antsirabe : Noraketina ho boky ny fandaharana « izy no iza? »

Fandaharana iray ao amin’ny onjapeo tsy miankina iray an’ny fiangonana katolika Radio Haja eto Antsirabe ny « izy no iza?”. Mitantara ny mombamomba sy ny   lalana nodiavin’ireo olomangan’i Vakinankartra no tena votoatin’ny fandaharana. Feno herintaona ankehitriny ny fandaharana ka noho ny fangatahan’ny maro sy ho tsangambaton’ny faha herintaona dia nosoratana sy noraketina ho boky ny fandaharana.…