Tags: rongony

Hafakely ! Lehilahy iray sahabo ho 25 taona voalaza ho mamon-drongony no nahavita nandidy sy nandratra mafy ny tenany tamin’ny antsy, ny asabotsy hariva teo, tao Tsimenatse Toliara. Nihosin-dra tanteraka ny tenany vokatr’ity famonoan-tena hafahafa ity. Ny tanany havia tatatataka, ny teo amin’ny kibony feno dian’antsy. Raha tsy nisy nanakana ity tovolahy ity dia efa lasa…

Lehilahy nitondra rongony  iray indray no saron’ny polisy ny alarobia 19 Febroary lasa teo, tao Tombontsoa. Tsy kely làlana tokoa ny ratsy fa dia mahita hevitra hatrany hanaovana asa maloto. Fisavana mahazatra fanaon’ny mpitandro filaminana no nahatratrana ity lehilahy ity. Nandeha fiara “taxi-brousse” hihazo an’Antananarivo izy  no izao saron’ny polisy izao. Nandritra ny fisavana nato…

Tao anatin’ny vela-pandriky ny polisim-pirenena ireto andian’olona mpivarotra menaka rongony ka sarona avokoa izy ireo. Menaka rongony 20 litatra no heno fa haparitaka eto Ambatondrazaka. Tao anatin’ny 5 andro no nitsongoana dia ireo olona ireo, asa nataon’ny polisy Randrianambinina  Honorat (Rakom ). Saron’izy ireo tamin’izany ny menaka rongony 10 litatra mahery  ka vehivavy no atidoha…

# Iavoloha, fanafihana tsy tontosa. Tonga ara-potoana ny mpitandro ny filaminana rehefa nantsoin’ny mponina  ao amin’ny tompon’ny trano iray izay saika hotafihan’ny jiolahy, ny alin’ny asabotsy hifoha alahady teo. Efa nopoirin’ireo olon-dratsy ny varavarana no tonga ireo mpitandro ny filaminana. Rifatra nitsoaka ary tsy nisy azo. # Faratsiho, mpitoto vary voatafika. Telo lahy mitam-basy no…