Tags: sambo

Tratra teo am-pamatrarana hazo sarobidy tao anaty sambo lehibe iray ireo olona tao anaty sambo kely roa. Tany Sandravinany, any amin’ny faritra Atsimo-atsinanana no nitrangan’izany ny talata teo. Henon’ny mpitandro ny filaminana ny momba ity raharaha ity ka tonga izy ireo nanamarina, niaraka tamin’ny tompon’andraikitry ny faritra. Inona tokoa fa tena nitombina ny ahiahy. Saingy…