Tags: saron’ny polisy

Noraisim-potsiny izy roa lahy mpangalatra solika tao Betafo ny faramparan’ny taona lasa teo. Ela nitoratorahana hoy ny filaza raha izy roa lahy ireto. Fantatra mantsy fa efa fanaony ny mangalatra solika amin’ireny fiara lehibe miantsona eny amin’ny sisin-dalana ireny, na ihany koa amin’ireo fiara lehibe tra-pahavoazana ka tsy afa mihetsika. Ataon’ireto jiolahim-boto kely ireto jifa…