Tags: Tanjombato

Badminton : Bilan satisfaisant pour Baobad

Ils étaient à l’essai et essai concluant. Ils en sont à la phase de lancement et là, la motivation est excellente. Maintenant, Baobad Madagascar doit se lancer car l’engouement des jeunes est là d’autant plus qu’ils ont un gymnase pour jouer au badminton à Tanjombato. Mieux, les écoles en redemandent. Selon Joary Rasolondraibe « le bilan…

Tamin’ny heriandro lasa teo, ny alakamisy, nisy fiara nitondra entana avy any Toamasina nisy nanafika teny Ambohimalaza tsy lavitra ny toerana fisavan’ny zandary. Araka ny fantatra, raha vao niala ireo mpitandro filaminana tokony ho tany amin’ny 8 ora tany ho any, no nisy nanakana ity fiara be ity. Lasan’ny mpangalatra avokoa ny zavatra tao anatiny.…

Nitohana ny làlana teny amin’ny lalam-pirenena fahafito omaly. Tokony ho tany amin’ny 10 ora tany ho any, nisy lozam-pifamoivoizana niseho teny Andoavato Tanjombato. Vokany, zaza kely, lahy, vao 5 taona no namoy ny ainy. Ny vaovao no nahalalana fa niaraka niantsena tamin’ny zokiny ity zaza ity io maraina io. Raha mbola variana anefa ilay zokiny,…

Tanjombato : Raim-pianakaviana namono ny zanany vavy 15 taona

Tsy fantatra izay nahazo ity raim-pianakaviana iray fa dia ny zanany vavy naterany no maty vono sy kasainy hovonoina, ny efatra febroary  teo,  teny Ankadilalampotsy. Efa nisara-bady moa ity lehilahy 39 taona ity ary  miara-mipetraka aminy ity zazavavy ity. Ny hariva efa maizina iny, nanao ny fikasihan-tanana ilay rangahy, efa fanaony moa ity fihetsika ity,…