Tags: Taolam-paty

Tao anaty valizy ireo taolam-balo no hita. Valizy miisa roa no hitan’ny mpanjono, vao maraina, tao Manakara. Tao ambanin’ny tetezana ao Manakarabe no nahitàna an’izany. Taitra ireo raha nahita an’izany ka nampiakatra ny valizy teny an-tanety. Rehefa nohamarinina dia taolana marobe no tao anatiny. Nampandrenesina ny zava-nisy ny tompon’andraikitry ny tanàna sy ny mpitandro ny…

Taolam-paty milanja 10 kg tao anaty sakaosy lehibe iray no hitan’ny fokonolona tao amin’ny fokontany Andriambelonomby, distrika’Ambositra. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana dia saika hamidy ireto taolam-paty ireto izay tsy fantatra ny toerana niaviany sy ny nametraka azy teo. Manahy ny olona fa taolana avy nangalarina ireto, saingy mety mbola nitady mpividy ny…