Tags: taovan’ilay lehilahy

Tsy nahatohitra ny onjam-pianina mianjady aminy sy fianakaviany ity lehilahy iray ka ny zavatra hitany fa mety dia ny mamonotena. Teny Antohomadinika no niseho ity zavatra ity ny alin’ny talata lasa eo. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa nisotro asidra izy. Tsy nahafaty azy anefa izany fa rehefa novonjena nentina tany amin’ny hopitaly izay dia…