Tags: Taxi-brousse nivadika

Tetsy avaratr’ Andranomamy, làlana mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga eo amin’ilay tanàna  antsoina hoe Ambalavondro no nandeha mafy ity fiara taxi-brousse hiakatra aty Antananarivo. Niala lalana ily fiara ka dia nivadika avy hatrany, olona telo tao antiny no naratra tamin’izany ,ka nentina notsaboina tamin’ny hopitaly tsy lavitra nisehoan’ny loza. Tsy dia naninona moa ireto mpandeha naratra…