Tags: teraka

Hatairana ny an’ity renim-pianakaviana iray 34 taona izay bevohoka fito volana monina ao Andakoro Toliara ny alatsinainy teo. Poritra izy dia nivoaka tamin’ireny W.C vita gasy milingilingy ireny. Raha vao nanena ilay vehivavy mba handatsaka ny dikiny, dia indrisy fa ilay zaza no latsaka ary nihosina maloto tanteraka. Taitra ilay ramatoa ary niantso vonjy. Tonga…