Toaka gasy 1250 litatra no saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’ny zandarimaria Andranomadio ny 27 febroary lasa teo. Nandritra ny fisavana mahazatra fanaon’ny zandary tao Manandona amin’ireo fiara mandalo no nahatratrarana ireto toaka gasy maro be ireto. Fiara avy any Amoron’Imania Nambaran’ilay nitondra fiara fa manana taratasy fahazahoan-dàlana ny tenany mitondra sy mivarotra toaka gasy.…
Tags: toaka gasy
Tolagnaro : Fiara mitondra toaka gasy tazanim-potsiny
Gaboraraka tanteraka ny fivezivezen’ny toaka gasy amin’iny distrikan’i Faradofay. Saika isan’andro na isaky ny talata, fotoan’ny tsena ao Ivorona-Ifarantsa no itrangan’izany. Fiarabe iray feno toaka gasy entina amin’ny “bidons” am-polony maro no miakatra ao Anôsy. Ny fotoan’ny tsena no anararaotan’ireo mpanao ratsy izany. Tsy tahotra tsy henatra amin’ny antoandrobe nanahary, mandeha hoazy ny fitondrana ny…