Tags: Tolagnaro

Nanomboka omaly no nasiana « couvre feu » tao amin’ny renivohitry ny faritra Anosy. Izany dia noho ny fisian’ny vonoan’olona telo karazana, ary nifanesy tao anatin’ny alina telo. Indrindra koa, mitovy ny fisehoan’ny fahafatesana : samy teo amin’ny hatoka avokoa no nahitàna ny ratra. Nandray andraikitra avy hatrany ny tompon’andraikitry ny faritra tamin’ny famoahana lalàna mahakasika ny…

Gaboraraka tanteraka ny fivezivezen’ny toaka gasy amin’iny distrikan’i Faradofay. Saika isan’andro na isaky ny talata, fotoan’ny tsena ao Ivorona-Ifarantsa no itrangan’izany. Fiarabe iray feno toaka gasy entina amin’ny “bidons” am-polony maro no miakatra ao Anôsy.  Ny fotoan’ny tsena no anararaotan’ireo mpanao ratsy izany. Tsy tahotra tsy henatra amin’ny antoandrobe nanahary, mandeha hoazy ny fitondrana ny…

Voatonona ny anaran’i Mamitiana Jean Eddy, fantatry ny maro amin’ny fanampin’anarana Eddy, tao anatin’ny raharaha « bois de rose » sarona tany Toamasina farany teo. Amin’io farany dia fanosoram-potaka indray izany ary tsy hihemotra izy manoloana ny zava-misy. « Tsy matahotra mandat d’arrêt izany aho satria tsy tompon’ireo entana saika haondrana ireo. Amiko, ny tompon’ny sambo no mahalala…

L’instruction de la Présidence d’envoyer d’urgence des forces de l’ordre dans quatre communes à Tolagnaro fait signe que les mafias sont toujours à l’œuvre dans cette histoire sans fin… Il est maintenant en Europe sous le statut de réfugié écologique. Les mafias des bois précieux ont lancé une véritable chasse à l’homme contre lui depuis…

Miova ny vidin’ny entana ilain’ny mponina andavandro amin’iny distrikan’i Tôlagnaro iny. Izany dia vokatry ny rotsak’orana be loatra. Iray amin’izany ny vidin’ny atodim-borona. Raha 300Ar ny vidin’ny atody iray, andro vitsivitsy lasa ,niakatra ho 800Ar izany amin’izao fotoana. Tsy ahitana atody firy ao an-drenivohitra Anôsy. Ny atody tonga any an-toerana dia saika atodim-borona avy eto…

Tsy mbola mitsahatra hatramin’izao ny fikapana sy ny fanondranana “bois de rose” any amin’iny faritra Anôsy iny. Arakaraka ny fitrandrahana azy no toa vao mainka mampiroborobo ny afera maloto. Raha iny tapany avaratry ny distrikan’i Fort Dauphin iny no mpanao azy dia efa nivadika any amin’ny kaominina ambanivolon’Ampasimena izany amin’izao fotoana izao. Andian’olona avy any…

Microfinance: 34e caisse de Fivoy à Tolagnaro

La mutuelle du Mandrare a réalisé son objectif d’atteindre 34 Caisses FIVOY ouvertes cette année. Dans la réalisation de cet objectif, cette institution a été appuyée par diverses entités comme l’ICAR, l’IFRA, l’Agence française de développement, AROPA/FIDA, et QMM-Rio Tinto. Avec cette réussite, Fivoy prévoit pour 2014 un plan ambitieux de croissance sur les Régions…