Tags: Toliara

Nomination de Kolo Roger : Le FIZAFATO de Maharante se dit Satisfait

L’association « Fikambanan’ny Zanaka am-pielezan’ny Faritanin’i Toliara » (FIZAFATO) se dit satisfaite de la nomination de Kolo Roger, en tant que Premier ministre. Et ce, par le biais de son vice-président Adrien Ladislas Rakotondrazaka. Ce dernier de mentionner qu’ « une lourde responsabilité l’attend, nous lui souhaitons pleins succès dans l’accomplissement de la tâche qui lui incombe ». D’autant…

C’est toujours la grogne dans les villes de Toliara et de Toamasina. En effet, le délestage perturbe la vie quotidienne de la population, y compris les entreprises locales. Une société fournisseur de la Jirama a été pointée du doigt comme à l’origine de cette suppression momentanée de courant électrique dans ces deux régions. Cette société…

Hafakely ! Lehilahy iray sahabo ho 25 taona voalaza ho mamon-drongony no nahavita nandidy sy nandratra mafy ny tenany tamin’ny antsy, ny asabotsy hariva teo, tao Tsimenatse Toliara. Nihosin-dra tanteraka ny tenany vokatr’ity famonoan-tena hafahafa ity. Ny tanany havia tatatataka, ny teo amin’ny kibony feno dian’antsy. Raha tsy nisy nanakana ity tovolahy ity dia efa lasa…

Mirongatra toa tsy misy fanafany ny asan-jiolahy sy ny asan-dahalo isak’alina any amin’ny kaominina Ankililoaka, distrikan’i Toliara II amin’izao, ka miaina ao anaty horohoro tanteraka ny mponina na dia manao izay ho afany amin’ny ady amin’ireo mpanao ratsy ny mpitandro filaminana any an-toerana. Omaly dia tokantrano telo samihafa no indray voatafika. Rangahy iray no maty…

Ny alakamisy teo tokony tamin’ny telo ora folakandro no nisehoan’ny fanafihana fiarakodia ity . Fiara « 404 baché » mpitety tsena irony no lasibatra tamin’izany. Nanao andiany roa ry zalahy ireto ,ka ilay andiany voalohany teo aloha no tratran’ny  fanafihana, tsy nisy resaka fa avy hatrany dia tifitra vary raraka no nitsena ireto fiara roa. Teo anelanelan’ny…

Tany Andranovory Toliara, ny alarobia lasa teo tany ho any amin’ny telo ora hariva, no nisy ireto dahalo roa nanao fanamiana miaramila nitondra Kalachnikov,nanakana ity mazda iray nitondra mpiantsena. Avy namonjy tsena tany Vineta moa ireto olona ireto no tojo ny fanafihana. Iny nandeha moramora hijanona iny tokoa mantsy ny fiara no avy hatrany dia…

Resaka sipa ary samy tsy te-ho gisitra ! Lehilahy roa no nifamono nifanindrona antsy ny asabotsy teo, tao Andranomena Toliara, akaikin’ny tsenan’omby. Vokany, samy naratra, fa ny iray no hita tena voa mafy, ka tsy maintsy nentina haingana notsaboina. Araka ny angom-baovao dia tovovavy tsy dia manao ahoana loatra no nampifandramatra azy roa lahy ireto. Tsy…

Premier ministre : Les 10 favoris pour briguer Mahazoarivo

Les yeux des observateurs se tournent vers le Palais d’Iavoloha où la nomination du PM pourrait avoir lieu ce week-end. Le président Hery Rajaonarimampianina est attendu à l’Aéroport international d’Ivato ce jour après avoir assisté au Sommet Union Européenne-Afrique qui s’est déroulé à Bruxelles. Les yeux des observateurs se tournent donc vers le Palais d’Iavoloha…

Tsy ela fidona ny mpivarotena amin’izao ary tsy kely làlana ny ratsy. Ny talata teo, tany Toliara, dia vazaha lahiantitra iray noheverin’olona ho adala na mamon-drongony nigogogogo nitomany ka nahavariana ny mpandalo. Tamin’ny angom-baovao no nahafantarana fa lasan’ny makorelina niara-nirevy sy niray taminy ny vola rehetra niampy finday. Ny alin’ny alatsinainy teo dia niara-nanala azy…

Tranga hafakely nahatsikaiky indray niseho tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Asa izay nahazo an’ity raim-pianakaviana manan-janaka telo ,fa rehefa avy niasa ny tenany dia nividy filma « X »  ka niara-nijery  tamin’ny vadiny ny alin’ny asabotsy teo. Taitra tamin’ny fihetsika nanentanentana hitany rehetra tao anatin’ilay sarimihetsika mamoafady rangahy ka notereny hamerina izany ramatoa, saingy tsy nety.…