Tags: Toliara

Mafy ny te-hanan-janaka. Tsy niteraka ireto mpivady monina ao Toliara ka ny zaza natsangan’izy ireo notezaina toy ny zanaka nandritra ny 10 taona tao an-trano ihany no lasa vadikelin-drangahy, satria ramatoa vadiny marary tsy afa-mihetsika eo am-pandriana vokatry ny aretina fahatapahan’ny lalan-dra. Kamboty ity tovovavy ity ka nitsetra azy ireto mpivady. Noraisina toy ny zanaka…

Fainga Tanana, ary ny fihetsika tsy maotina tsy voahevitra ahitan-doza. Raim-pianakaviana iray manodidina ny 50 taona eo no voadaka am-bavafo rehefa nitsapa fitombenam-behivavy, omaly hariva tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany, tany Toliara. Tsy hay izay nahazo an’ity rangahy, izay nipetrapetraka teo amin’ny lalana mihazo ny amoron-driaka iny. Nantsoiny ny tovovavy iray avy nianatra…

Raim-pianakaviana manan-janaka roa mila ravinahitra any Toliara efa ho efa-taona no namonotena tamin’ny asidra afak’omaly. Izy efa nalemilemy novantanim-badiny avy niantsena. Na dia avotra soa aman-tsara aza ny tenany fa tsy afak’aina dia voalazan’ny mpitsabo fa voa mafy tokoa ary potika tanteraka ny taovam-pandevonan-kaniny. Raha ny angom-baovao dia resa-bola sy fampirafesana no fototry ny adin’izy…

Lehilahy iray 42 taona avy any Ampanihy Andrefana nivahiny tao Toliara niaraka tamina mpivarotena voalaza fa tsy nandoa volana makorely no naratra mafy voatsindrona antsy. Araka ny loharanom-baovao voaray rehefa raikitra ny vola nifanarahana 12 000 ariary dia tany amin’ny tranon’ilay mpampanofa tena no niray sy niara-natory izy roa, ny talata alina teo. Raha vao nangiran-dratsy…

Hatairana ny an’ity renim-pianakaviana iray 34 taona izay bevohoka fito volana monina ao Andakoro Toliara ny alatsinainy teo. Poritra izy dia nivoaka tamin’ireny W.C vita gasy milingilingy ireny. Raha vao nanena ilay vehivavy mba handatsaka ny dikiny, dia indrisy fa ilay zaza no latsaka ary nihosina maloto tanteraka. Taitra ilay ramatoa ary niantso vonjy. Tonga…

Gaga ny iray fiangonana. Tsy hay izay nahazo an’ity rangahy iray 32 taona nalana devoly tamina fiangonana zandriny iray tany Toliara ny asabotsy teo. Nizihitra be ny tenany ary latsaka hatramin’ny malotony, izay nihosina tanteraka taminy. Araka ny loharanom-baovao voaray dia nijoro ho vavolombelona tamin’ireo mpino tao amin’ity fiangonana sekta iray ity izy, fa mpisotro…

Vokatry ny fahasahiranana, eo ihany koa ny ankizy te-hanala azy fotsiny noho ny fitiavan-dredraredra sy lamaody, 12 taona na latsaka kelin’izany dia efa miroso amin’ny fivarotan-tena ny ankizivavy ao Toliara. Misy amin’izy ireny mbola mpianatra eny amin’ny EPP, ary fantatry ny ray aman-dreny ny zava-misy, nefa tsy mivaky loha ireto farany, satria mitondra vola mody…

Une alimentation saine et équilibrée. C’est ce dont bénéficieront les enfants démunis pris sous les ailes de l’ONG Mondobimbi Tafita à Toliara. Ce, suite à un partenariat entre la fondation Telma, la société Guanomad et l’ONG. Celle-ci s’occupe actuellement de 250 enfants dont 80 en internat. Scolarisés, ils bénéficient, par ailleurs, de diverses activités d’apprentissage…

Clash à l’Assemblée nationale : La PMP réclame la dissolution du Bureau permanent

D’après les députés PMP, « l’élection de la nouvelle présidente et du Bureau permanent de l’Assemblée nationale a été réalisée sans aucune base juridique, d’ailleurs, elle a été entachée d’irrégularités ». Le bras de fer entre le groupement politique « Miaraka Amin’i Président Andry Rajoelina » (MAPAR) et la Plate-forme pour la Majorité Présidentielle (PMP) continue de faire des…

Le 3F Ambalavao Isotry va enfin pouvoir goûter à la joie de se trouver dans le Top 14 du rugby malgache. C’est le résultat de la finale du championnat de Madagascar de la deuxième division de dimanche à Andohatapenaka où il a battu la sélection tamatavienne sur le score de 23 à 15. Le 3FAI…