Tags: Toliara

Tous les sièges au niveau des 6 arrondissements d’Antananarivo ont été raflés par le MAPAR et la mouvance Ravalo tandis que les candidats indépendants ont brillé dans les régions. La cérémonie de proclamation des résultats provisoires des élections législatives qui s’est déroulée hier, au siège de la Commission électorale Nationale Indépendante de la Transition à…

Cour Electorale Spéciale : La CENI-T sommée de produire les listes électorales !

Après l’Arrêt avant Dire Droit du 6 janvier 2014 ordonnant la production d’un mémoire en défense par les candidats visés par des requêtes en disqualification, la CES a rendu avant-hier un autre ADD portant sur une demande d’annulation du scrutin du 20 décembre 2013. Par requête en date du 31 décembre 2013, Jean Louis Robinson…

Na dia efa milamina aza ny raharaha mahakasika fanaovana herisetra tamin’ny mpanao gazetin’ny RNM/TVM Toliara, Siely Landernaux, ny asabotsy hariva teo, dia manameloka ny fihetsika tsy faseho masoandro mamoehatra amin’ny fikasihan-tanana mpanao gazety ny minisiteran’ny Serasera. Omaly ihany dia nampanantsoin’ny raiamandrenibe mpitan-kazomanga avy ao amin’ny Toko be telo, izay foko niavian’ilay kandidà depiote sy ilay…

Tsy mety fay ary misy mpanao politika sasany tsy maty voalavo an-kibo mihitsy tsy mahazaka resy. Ny asabotsy hariva teo tokony ho tamin’ny 5 ora dia notafihana kandidà depiote Toliara I iray, izay tsy lany tamin’ny fifidianana farany teo iny, niaraka tamin’ny namany teo imasom-bahoaka sy ny mpiara-miasa aminy, tao amin’ny toeram-piasany, ny namana Mpanao…

Une formation pour les entraîneurs des équipes féminines se tiendra le vendredi 10 janvier dans la capitale avec la participation de toutes les équipes engagées pour le sommet national. Tous les clubs du Top 8 et Top 6 de la capitale auront droit à deux participants respectivement. Après ce stage, les équipes féminines à 7…

Vehivavy iray 28 taona mbola erotrerony nisarahan’ny vadiny no nikasa hanapitra ny ainy rehefa nitelina fanafody 30 ny asabotsy antoandro teo tany Toliara. Tsy zakany ny fandaozan’ilay olon-tiany azy. Ny zanany 5 taona nitomany sy nikiakiaka mafy no nanaitra ny manodidina. Avotra soa man-tsara ihany izy na dia efa nalemilemy aza. Raha ny fanampim-baovao voaray…

Fin de parcours pour les deux équipes masculines représentantes de Madagascar à la Coupe des Clubs Champions de la Zone 7 à Maurice, si Stef’Auto continue son bonhomme de chemin vers le sacre final. Les formations de l’AS Tiavo de Fianarantsoa et de la Gendarmerie nationale (GNVB) championne de Madagascar engagées à la 20e édition…

# –  « Route digue »- Nisy lozam-pifamoivoizana iray hafa indray. Nidona tamin’ny “poteau” ny fiara marika Peugeot 405 iray ary naratra ny mpamily. Nisy fiara avy any amin’ny ilany ary jambenan’ny jiro nampiasain’io izy ka izay no nahatonga ny loza, raha araka ny fanazavana azo. # – “Kidnapping” any ambanivohitra. Tsy vitan’ny manafika sy mangalatr’omby fotsiny…

Programme économique des candidats : Jean Louis Robinson : Une autoroute Tanà-Ivato en l’espace d’un an, Hery Rajaonarimampianina : Un taux de croissance à deux chiffres très rapidement

Jean Louis Robinson et Hery Rajaonarimampianina, les deux candidats au deuxième tour ont exposé hier devant les membres des groupements patronaux, en l’occurrence le GEM, le SIM, la FIVMPAMA et la Tranoben’ny Tantsaha des extraits de leur programme économique. Plus particulièrement sur les mesures d’urgence qu’ils prendront en faveur du développement économique en général et…

Betsaka ny mponina ao Toliara sy ny manodidina no velon-taraina manoloana ny fahalafosan’ny rano miainga avy amin’ny orinasam-panjakana tokana Jirama. Ny any amin’ireo toerana somary mihataka ny renivohitra dia betsaka ny tokantrano misotro rano maloto tsy ara-pahasalamana avy amina vovo, miharitra sy ranom-potaka miandrona amin’ireny toerana iva mora ahazoan-drano ireny, amin’izao andro mafana izao. «…