Tags: tratran’ny pôlisy

Mpanendaka gaigilahy roa no nosamborin’ny pôlisy avy ao amin’ny boriborintany faha-6  teny Tsararay Ambohimanarina ny alarobia teo tokony ho tany amin’ny 1 ora. Fiaraha-miasa eo amin’ny andrimasom-pokonolona no nahitana izao vokatra izao. Izany Benasolo izany, 20 taona sy Rado Kely 19 taona no anaran’izy roalahy ireto. Eny amin’iny faritra Ambohimanarina iny no tena famelezan-dry zalahy.…