Tags: Tsiafahy

Les normes internationales relatives au nombre de détenus incarcérés dans les établissements pénitentiaires sont actuellement loin d’être respectées, pour diverses raisons.    « Si la norme internationale prévoit un espace de 3,4m2 par détenu pour passer la nuit, pour nous à Madagascar, cet espace est devenu 0,5m2. Ce qui montre à quel point les établissements pénitentiaires malgaches…

Olona telo izao no efa naiditra am-ponja vonjimaika mahakasika ny fanafihana teny Analahamintsy. Misy vehivavy ny iray amin’ireo. Omaly no naterin’ny namany tao  amin’ny biraon’ny pôlisy misahana ny fanadihadiana momba ny heloka bevava ny miaramila iray izay miasa eny Ivato, fantatra amin’ny solon’anarana hoe Ramiaramila. “Niaraka tamin’ny fianakaviany izy tao, asa raha te-hanao mampalahelo ka…

Jusqu’ici, 20 détenus politiques composés majoritairement de militaires, incarcérés à Tsiafahy et à Antanimora pour les affaires BANI et FIGN sont encore en prison. Et ce, bien malgré les pressions de la Communauté internationale qui persiste et signe en réclamant la mise en œuvre intégrale de la Feuille de route préconisant notamment la libération des…

Vonoan’olona, fanafihana mitam-basy. Roa taona taty aoriana, avy eny Tsiafahy, dia efa iny indray ity jiolahy ity fa niverina amin’ny asaratsiny… Anarana efa tsy zoviana amin’ny faritr’Itaosy sy Ambohidrapeto iny I Solo Paingotra. Ny antony dia efa betsaka ny nahita faisana tamin’ny asaratsy nataony. Tao no voatifitra, ny voatsatoka antsy, ny voaroba trano. Isan’izay ilay…

Il a été emmené à Anosy devant le doyen des juges d’instruction pour une enquête au fond dans une affaire de trafic d’or dont son nom a été cité. Une mesure d’instruction que le concerné, Moustafa Ameralli Alibay Radjan, a contesté sans la présence d’un représentant de l’ambassade de France. Sa nationalité française permet de…

Na I Voay na I Zorgie dia efa samy nigadra teny Tsiafahy avokoa. Fanafihan-jiolahy ny an’itsy voaloha ary efa nahavita sazy izy raha araka ny fantatra. Vonoan’olona teny Ambohipo kosa ny an’itsy faharoa, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpanao fanadihadiana. Mbola samy mitazona basy izy ireo raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana. Sokajiana…

Les bandits ont ouvert le feu contre la voiture qui sert de transport de fonds. Ils se sont emparés du salaire des employés. La nouvelle a passé presque inaperçue, tellement les yeux étaient braqués vers les actualités sur le second tour de l’élection présidentielle. Fin décembre, une voiture qui sert de transport de fonds, venant…

Lehilahy iray mpivarotra ao Ambatofotsy, izay nitondra fiara Peugeot 306 no nosakanan’ny jiolahy teny an-dalana, ka nalain’izy ireo ny fiara nentiny. Ny 31 desambra lasa teo dia nisy nanakana teny an-dàlana izy, olona telolahy ary vehivavy iray. Nilaza ireo fa ho any Anjomakely ka noraisiny. Rehefa tonga teo alohaloha anefa dia nambanan’ireo olon-dratsy antsy ilay…