Tags: tsy ampy taona

Teratany frantsay iray 64 taona no voarohirohy ho nanolana zazavavy tsy ampy taona, ny asabotsy 4 janoary lasa teo, tany Tsadamba, 35 km avaratry ny kaominina Manombo Atsimo, distrikan’i Toliara II. Natolotra ny fitsarana omaly ny raharaha rehefa vita ny fakana am-bavany tsy maintsy nataon’ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona. Vokatry ny fanolanana…

Ambatondrazaka : Mitombo isa ny tsy ampy taona mivarotena

Vao maizina ny andro dia feno ankizy mijorojoro eny amin’ny manodidina ny tsena Tato anatin’ny volana vitsivitsy izay dia hita fa mitomba isa ireo ankizy vavy tsy ampy taona lasa mandeha mivarotena eny amin’ny sisin-dalana saika manerana ny disitirikan’Ambatondrazaka. Ny loharaom-baovao no nahafantarana fa etsy andaniny, mihamaro hatrany koa ireo vahiny tonga any an-toerana hividy…