Tags: voasambotra

Efa tena raindahiny amin’ny famakiana trano ireto jiolahy tratra tao amin’ny fokontany tao atsinanan’ny vohitra ireto. Iraika ambin’ny roapolo taona moa ny zandriny indindra, telo ambin’ny telopolo taona kosa ny zokiny, « barre à pince » sy antsibe ary famaky no fitaovana entin-dry zalahy ireto amin’izany,  ary  efa trano fito amin’izao no novakian’izy ireo. Kojakoja fampiasa ao…

Lasibatry ny mpangalatra ny moto entina miangona sy ny entana tsara tarehy ao anatin’ny fiaran’ireo mpiangona. Talohan’izao nahatratrarana azy ireo izao dia samy efa voarohirohy sy voasambotry ny polisy eto Sambava amin’izao heloka izao avokoa na ilay tovolahy mpangalatra moto na ilay zaza kely 11taona mpangalatra “autoradio” anaty fiaran’olona. Efa nigadra noho ny halatra toy…

Anjozorobe : Mpamatsy basy dahalo voasambotra

Mass 36 sy bala 14 mifandraika amin’izany no tao anaty sakosy nentin’ity rangahy iray mpivarotra fitaovam-piadiana Jiolahy raindahiny no tratra tany Anjozorobe, ny 15 febroary lasa teo. Olona tsara sitrapo eny an-toerana no nampahafantatra ny zandary fa misy olona mitady mpividy basy. Nandray ny andraikiny avy hatrany ka tonga teny ary nanao ny vela-pandrika ny…

Nahitam-bokatra indray ny hetsika nataon’ny zandarimaria eto amin’ny faritra Vakinankaratra. Ravan’izy ireo indray mantsy ny andian-dahalo nikasa hanao fanafihana tao amin’ny faritra andrefan’i Vakinankaratra iny,izay faritra mena tokoa amin’ity asan-dahalo ity. Tao amin’ny kaominina Vasiana no voasambotra izy valo lahy ireto, voalaza fa  nampitaraina sy nampihorohoro ny mponina tokoa. Tao amin’ny fokontany Beakanga no nisamborana…