Tags: voatsatoka antsy

Nivezivezy toeram-pitsaboana telo ity rangahy ity vao tena noraisina an-tànana ny momba azy. Tao ny hopitaly tsy nisy fitaovana, tao ny hopitaly nihidy “cadenas”…manara-penitra. Teo amin’ny faritry ny lohany no notsatohana antsy ka nahatonga azy ho lavo tamin’ny tany, ny alin’ny alahady teo. Ny olona sendra nandalo no nahita azy ka nanao izay ho afany…

Ny alin’ny alakamsiy teo, raikitra ny ady teo amina samy mpianatra teny amin’ny faritra Ambohipo. Vokany, nivoaka ny antsy ary olona telo no voan’izany. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa ny iray no tena voa mafy, voatsatoka teo amin’ny lamosiny ary nivoaka taty amin’ny tratrany. Ireo roa faha somary maivana ihany na dia niantefa teny amin’ny…