Tags: Vonoan’olona

Nanomboka omaly no nasiana « couvre feu » tao amin’ny renivohitry ny faritra Anosy. Izany dia noho ny fisian’ny vonoan’olona telo karazana, ary nifanesy tao anatin’ny alina telo. Indrindra koa, mitovy ny fisehoan’ny fahafatesana : samy teo amin’ny hatoka avokoa no nahitàna ny ratra. Nandray andraikitra avy hatrany ny tompon’andraikitry ny faritra tamin’ny famoahana lalàna mahakasika ny…

Omaly no notanterahina ny fitsarana ireo olona fantatra fa tafiditra tamin’ny famonoana olona niseho teny amin’ny faritra Ambohimanga tamin’ny faha-7 jona 2012. Nivoaka ny didy ka voaheloka hanao asa anterivozona mandra-pahafatiny ny roa tamin’izy ireo, ary 20 taona asa anterivozona ny iray, miampy onitra amina tapitrisa maro. Tamin’io daty voalaza etsy ambony io, nisy ny…