Tags: zandary

Ny alin’ny alarobia tokony ho tamin’ny 9 ora, zandary iray no sendra mpanendaka miisa telo teny Anosy nanoloana ny Lapa Maitso. Raha sondriana tsara nandeha ity mpitandro filaminana ity no sendra an’ireto bandy ireto. Tsy nisalasala ry zalahy ireo fa tonga dia niharan’ny angaredona ilay zandary ka na nanohitra aza, tsy nahavita firy noho ny…

# Fitohanan’ny làlana, mila masiaka ny mpitandro ny filaminana. Ampiharina ny lalàna ary mila masiaka raha ilaina izany. Be loatra mantsy ny baranahany momba ny fifamoivoizana : ny fijanonana eny amin’ny sisin-dàlana, ny kortezin’ny manam-pahefana izay tsy maintsy mahazo làlana fotsiny tsotr’izao, ny tsy fanarahana ny fenitry ny fifamoivoizana (code de la route). Tsiahivina fa…