Vaccination : bientôt une accélération de la campagne

La méfiance d’une grande partie des Malgaches vis-à-vis du vaccin Astrazeneca est visible et cette réticence se reflète dans le nombre peu élevé de doses utilisées lors de cette première phase de la campagne de vaccination. Dorénavant, l’opération vaccination est ouverte à toutes les personnes âgées de plus de 18 ans. C’est une occasion de ne pas gâcher cette opportunité offerte aux citoyens de notre pays. Il reste encore plus de 200 000 doses disponibles qui devront être détruites si elles ne sont pas utilisées avant le 18 juin.

Vaccination : bientôt une accélération de la campagne

La campagne de vaccination organisée à Madagascar est partie sur de mauvaises bases à cause de la valse hésitation des autorités depuis l’année dernière. Après avoir exprimé leur défiance vis-à-vis des vaccins, elles ont accepté de participer au processus Covax après avoir reçu les avis de l’ académie de médecine. L’arrivée des doses de Covishield n’a pas suscité l’enthousiasme étatique. C’est le ministère de la Santé qui a pris en main les opérations de vaccination. La campagne n’a pas eu tout le succès escompté puisque jusqu’à présent seuls 30 000 vaccins ont été utilisés. La mauvaise réputation qui a été faite au vaccin Astrazeneca n’a pas arrangé les choses. Le décès d’un médecin qui a été vacciné a suscité le doute. Mais les explications apportées de manière officielle par le ministre de la Santé devraient mettre fin aux rumeurs de mort suspecte du praticien. À présent, tous ceux qui le désirent ne devraient plus hésiter et peuvent approcher les centres de vaccination. Il sera impossible d’utiliser tout le stock qui reste, mais au moins le maximum de volontaires auront été satisfaits. Dans les pays occidentaux, la population n’hésite  plus et se presse dans les vaccinodromes pour se faire vacciner. Et les autorités espèrent que l’immunité recherchée sera bientôt atteinte. À Madagascar, on est bien loin du compte, mais si la communication est bien faite, on peut espérer que les Malgaches seront rassurés et qu’ils adhéreront au processus.

Patrice RABE.

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

10 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Les malgasces son méfiants envers le vaccin ils préfèrent le remède CVO

  2. Marc
    Aleo mba samy gratuit na samy amidy ny CVO sy ny Vaksiny azafady. Izahay aloha dia misotro CVO satria zavamaniry efa nanaovana fikarohana efa aman-jato taonany no hosotroinay sy hohaninay fa tsy taolambalona virus nivoaka avy any sina herintaona no ndeha hampidirinay any anatinay eh!

  3. Aleo mba hahazaka fàhalalahana fa izay no nifanarahàna hàtreto eh! Ny dikany dia aza ambaniana sy haratsiana ny olona manome vahaolana na CVO io na OMS. Hataovy fotsiny ny safidinao,mifandrese lahatra indrisy fa misy mampiasa fandrahonana toa ny hoe tsy mahazo mivoaka any ivelany raha tsy hatao vaksiny na tsy voatsabo ara-dàlana ianao raha ho eny amin’ny hopitaly rehefa tsy manao vaksiny covid …satria mandà ny siansa izany ets… na hohano sy hatsindrony avokoa izay hita …Ny ankamaroanay Màlagasy aloha hatreto dia ny fepetra sakana sy ny fihibohana ihany no mbola naha velon’aina anay nandritry ny herintaona dia  » raha samy ho faty ihàny dia aleo matin’aretina toa izay mahasotro poizina na manao « euthanasie » sanatria amin’ity tsindrona izay tsy mbola azo antoka ity. Tsy azo antoka satria ny « benefices-risques » lazain’ny OMS dia voafetra amin’ny resaka « echantillons » ihàny raha tsy izany io natàony « obligatoire ». Mbola betsaka ny « vérités scientifiques » tsy voamàrina amin’ny Covid asa misy afaka màmàly ve izao hoe maninona no mampiasa antibiotika kanefa virus no fahavalo ohatra na tsy mandaitra ireo antiviraux isan-karazany …

    Mba manao fanamarihina fotsiny fa ny vakisiny dia vondron’olona sempotry fihatraika ekonomikan’ny fihibohana no nitaky izany, ny akademia koa tsy manana fahefana hiteny hoe ampidiro fa manome ireo « éléments scientifiques » no andraikiny fa ny politika ihany no tompon’ny fànàpàhan-kevitra fàrany ary mandrindra ny fàhàlalahana no hàtàony fa ianao ihany no tompon’andraikitra amin’izay hàtàonao.

  4. @ Marc
    Mahay manakina olona ialahy ,nefa ny zavtra lazain’ialahy diso daholo ,asa na taiza no nahazoan’ialahy izany tarehi marika diso ireo .,rehefa tsy mahy dia mangina .

  5. @rakotosolofo
    Tsy mahagaga ianareo raha mirediredy hay fanabehazana fototra no entina hanaratsiana OMS . Ary bolokon’iza ianareo ? Sa mpisolelaka eny Ambohitsorohitra . Tsy lany olomanga sy hendry eto ka tsy ny anareo be geste amin’ny CVO no tena dadany !

  6. tsy ny fahaizana sy ny diplomme be no olana eto amin firenena fa ny olona hendry tena tia tanindrazana sy tia ny vahoaka malagasy tsy msy oe taiza no nianatra io

  7. @ RAKOTOBE

    Aza mirediredy fa mba lazao aminay ny momba an’i Israël ohatra iray fotsiny ! Miseho dadany be resaka kanefa tsy hainareo ny manavaka ny « ARN messager » ny vaccins Pfizer sy Moderna ary ny « vecteur viral » ny vaccins astrazeneca sy Janssen hoe mitovy principe daholo ?! . Hampianariko anareo fa Astrazeneca 22% ny efficacité contre variant sud-Africain ary Pfizer 90 % sa tsy hainareo io ? Bill Gates vao avy nisaraka tamin’ny vadiny moa tsy hanao vaksiny polio eny Ankatso ?

  8. @rakotosolofo

    Taiza ianareo no nianatra no maramara saina toa iza o ? Sotroy ny CVO raha izay nomety aminareo …

  9. Tsy ny eto Madagasikara ihant no tsy marisika amin’ny tsy fanaovana vakisiny fa eto afrika dia betsaka no tsy manao,tany soudan du sud sy malawi dia nariana ny vakisiny satria lany daty,tany Niger dia ny vakisiny no miandry ny olona hatao,afrique du sud dia nanajanona ny astrazeneca,Danemark ,Norvege,pays Balte.Betsaka ny firenena matanjaka toa ny Australie,Nouvelle Zelande,Japon ,Taiwan,Coreé du Sud,Vietnam,Thailande zara raha misy 5 isanjato no vita vakisiny ,ny andry zareo dia ‘heradiquer la maladie’ ny tetik »ady dia ‘depister,traquer,isoler’ .Raha mijery ny RCP an’ny Astra zeneca dia izao no lazainy ao amin’ny indication therapeutique:Asreazeneca est utilisé pour l immunisation active afin de prevenir le COVID 19 causée par le SARSCOV2 chez les personnes agées de 18 ans et plus,Raha ny tokony ho izy izany dia tsy tokony ho tratra intsony raha manao vakisiny nefa dradradradriana fa mety ho voa ary miaro mba tsy ho tratran’ny forme grave ka asa ahoana.I Bill gates koa nanome vola ny OMS ary izy tena miditra be amin’ny fanaovana vakisiny satria manana petra bola ao amin’ny PFIZER. tsy fantatra koa ny durée de protection tsy voalaza ao amin’io RCP io ny antony dia tsy mbola vita ny phase 3.Mitovy daholo ny principe n’ireo vakisiny ireo,ny PFIZER sy Moderna diaARNmessager ary ny ASRAZENECA sy Johnson dia Adenovirus .Araka ny voalazan’ny PDG an’ny Pfizer tamin’ny CBS news dia rehefa tonga ny 6 volana dia midina ny herimpiarovan’io vakisiny io,izany hoe ireo vakisiny hafa koa dia mety ohatr’izay satria mitovy ny principe arahiny

  10. ireo bolokim bazaha sy ny mercenaire oms anie no midradradra fanaovana vaksiny fa tsy vahoaka rehetra e aza gaga ra tsy marisika ny olona

Poster un commentaire